# Inona no antony hanasazian'i Yaveh ireo Israelita? Hanasazy ireo Israelita Izy satria namora ny vatany fotsiny ihany izy ireo fa tsy ny fon'izy ireo. # Inona no antony hanasazian'i Yaveh ireo olona hafa? Hanasazy azy ireo Izy satria na ny vatan'izy ireo aza dia tsy nifora.