plt_tq/jer/08/16.md

8 lines
231 B
Markdown

# Inona no ho ataon'ireo soavaly maherin' i Yaveh?
Ho avy hamotika ilay tany sy ireo harenany izy ireo, ary ireo izay miaina ao anatiny.
# Inona no nalefan'i Yaveh hampijaliana azy ireo?
Handefa bibilava hampijaly azy ireo Izy.