# Inona no ho ataon'ireo soavaly maherin' i Yaveh? Ho avy hamotika ilay tany sy ireo harenany izy ireo, ary ireo izay miaina ao anatiny. # Inona no nalefan'i Yaveh hampijaliana azy ireo? Handefa bibilava hampijaly azy ireo Izy.