plt_tq/jer/06/20.md

12 lines
298 B
Markdown

# Midika inona amin'i Yaveh ny dinti-kazo manitra sy hanitra manim-pofona?
Tsy midika na inona na inona Aminy ireo. Tsy tian'ireny Izy.
# Inona ny ataon'ilay sakana amin'ireo olona?
Hamotika azy ireo izany.
# Karazan'olona toy ny ahoana no ho avy?
Ireo olon-dratsy, lehilahy mpiady no ho avy.