# Midika inona amin'i Yaveh ny dinti-kazo manitra sy hanitra manim-pofona? Tsy midika na inona na inona Aminy ireo. Tsy tian'ireny Izy. # Inona ny ataon'ilay sakana amin'ireo olona? Hamotika azy ireo izany. # Karazan'olona toy ny ahoana no ho avy? Ireo olon-dratsy, lehilahy mpiady no ho avy.