# Nahoana no tian'i Yaveh hanafika an'i Jerosalema ireo fahavalo?
Tiany izy ireo hanafika any satria io tanàna io dia feno fampaoriana sy faharatsiana.
# Inona no hitranga raha toa ka mandà ny fananarana i Jerosalema?
Hamotika an'i Jerosalema Yaveh.