# Nahoana no tian'i Yaveh hanafika an'i Jerosalema ireo fahavalo? Tiany izy ireo hanafika any satria io tanàna io dia feno fampaoriana sy faharatsiana. # Inona no hitranga raha toa ka mandà ny fananarana i Jerosalema? Hamotika an'i Jerosalema Yaveh.