# Inona no zavatra nodidian'i Yaveh ho lazain'i Jeremia?
Yaveh dia nandidy azy hilaza izay rehetra asain'i Yaveh ho lazainy.
# Inona ny antony tsy tokony hatahoran'i Jeremia?
Tsy tokony hatahotra izy satria Yaveh dia momba azy ary manavotra azy.