# Inona no zavatra nodidian'i Yaveh ho lazain'i Jeremia? Yaveh dia nandidy azy hilaza izay rehetra asain'i Yaveh ho lazainy. # Inona ny antony tsy tokony hatahoran'i Jeremia? Tsy tokony hatahotra izy satria Yaveh dia momba azy ary manavotra azy.