plt_tq/jas/04/15.md

12 lines
533 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Jakoba tamin'ireo mpino mba ho lazaina momba izay hiseho any aoriana any?
Nilaza tamin'ireo mpino i Jakoba fa raha sitraky ny Tompo, dia ho velona isika ary hanao an'itsy na hanao an'iroa.
# Inona no nolazain'i Jakoba momba ireo izay mirehareha momban'ny tetik'izy ireo?
Nilaza i Jakoba fa ireo izay mirehareha momban'ny tetik'izy ireo dia manao ratsy.
# Inona moa izany raha misy olona mahay manao ny tsara, nefa tsy manao izany?
Fahotana izany raha misy olona mahay manao ny tsara, nefa tsy manao izany.