# Inona no nolazain'i Jakoba tamin'ireo mpino mba ho lazaina momba izay hiseho any aoriana any? Nilaza tamin'ireo mpino i Jakoba fa raha sitraky ny Tompo, dia ho velona isika ary hanao an'itsy na hanao an'iroa. # Inona no nolazain'i Jakoba momba ireo izay mirehareha momban'ny tetik'izy ireo? Nilaza i Jakoba fa ireo izay mirehareha momban'ny tetik'izy ireo dia manao ratsy. # Inona moa izany raha misy olona mahay manao ny tsara, nefa tsy manao izany? Fahotana izany raha misy olona mahay manao ny tsara, nefa tsy manao izany.