plt_tq/jas/04/06.md

8 lines
281 B
Markdown

# Iza no notoherin'Andriamanitra, ary iza no omeny fahasoavana?
Toherin'Andriamanitra ireo mirehareha, fa manome fahasoavana ireo mpanetry tena Izy.
# Inona no hataon'ny devoly rehefa manolo-tena amin'Andriamanitra ny mpino iray ary manohitra ny devoly?
Handositra ilay devoly.