# Iza no notoherin'Andriamanitra, ary iza no omeny fahasoavana? Toherin'Andriamanitra ireo mirehareha, fa manome fahasoavana ireo mpanetry tena Izy. # Inona no hataon'ny devoly rehefa manolo-tena amin'Andriamanitra ny mpino iray ary manohitra ny devoly? Handositra ilay devoly.