plt_tq/jas/04/01.md

8 lines
327 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Jakoba fa niavin'ireo fifandirana eo amin'ireo mpino?
Ny niaviny dia ireo fanirian-dratsy ny ady eo amin'izy ireo.
# Nahoana ireo mpino no tsy mandray ny valin-teniny avy amin'Andriamanitra?
Tsy mandray izy ireo satria mangataka zavatra ratsy izy ireo mba ho laniana amin'ny fanirian-dratsin'izy ireo.