# Inona no nolazain'i Jakoba fa niavin'ireo fifandirana eo amin'ireo mpino? Ny niaviny dia ireo fanirian-dratsy ny ady eo amin'izy ireo. # Nahoana ireo mpino no tsy mandray ny valin-teniny avy amin'Andriamanitra? Tsy mandray izy ireo satria mangataka zavatra ratsy izy ireo mba ho laniana amin'ny fanirian-dratsin'izy ireo.