forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
431 B
Markdown
8 lines
431 B
Markdown
# Inona no toetra itarafana ny hendry izay eto an-tany, tsy ara-panahy, ary demoniaka?
|
|
|
|
Olona manana fahasarotam-piaro mangidy sy fanirian-daza no manana fahendrena izay eto an-tany, tsy ara-panahy , ary demoniaka.
|
|
|
|
# Inona no toetra hitarafana ny fahendrena avy any ambony?
|
|
|
|
Ny olona tia fiadanana, malemy fanahy, mihevitra ny hafa, feno famindram-po sy vokatra tsara, tsy malemy, ary tsotra no manana fahendrena avy any ambony.
|