# Inona no toetra itarafana ny hendry izay eto an-tany, tsy ara-panahy, ary demoniaka? Olona manana fahasarotam-piaro mangidy sy fanirian-daza no manana fahendrena izay eto an-tany, tsy ara-panahy , ary demoniaka. # Inona no toetra hitarafana ny fahendrena avy any ambony? Ny olona tia fiadanana, malemy fanahy, mihevitra ny hafa, feno famindram-po sy vokatra tsara, tsy malemy, ary tsotra no manana fahendrena avy any ambony.