plt_tq/jas/03/03.md

4 lines
209 B
Markdown

# Inona ireo ohatra roa nampiasain'i Jakoba mba hampisehoana fa zavatra kely iray dia afaka mahafehy zavatra lehibe?
Nampiasa ny ohatry ny lamboridy eo ambavan'ireo soavaly sy ny famoriana ny sambo i Jakoba.