# Inona ireo ohatra roa nampiasain'i Jakoba mba hampisehoana fa zavatra kely iray dia afaka mahafehy zavatra lehibe? Nampiasa ny ohatry ny lamboridy eo ambavan'ireo soavaly sy ny famoriana ny sambo i Jakoba.