plt_tq/jas/01/14.md

8 lines
238 B
Markdown

# Inona no nahatonga ny olona iray ho azon'ny ratsy?
Manana fanirian-dratsy ny olona iray ka mahatonga azy ho azon'ny ratsy.
# Inona no vokatry ny fitomboana tanteraky ny ota?
Ny fahafatesana no vokatry ny fitomboana tanteraka ny ota.