# Inona no nahatonga ny olona iray ho azon'ny ratsy? Manana fanirian-dratsy ny olona iray ka mahatonga azy ho azon'ny ratsy. # Inona no vokatry ny fitomboana tanteraky ny ota? Ny fahafatesana no vokatry ny fitomboana tanteraka ny ota.