plt_tq/jas/01/01.md

12 lines
415 B
Markdown

# Ho an'iza no nanoratan'i Jakoba ny taratasy?
Nanoratra taratasy ho an'ny foko roa ambin'ny folo niparitaka i Jakoba.
# Rehefa nosedrain'ny olana, inona no toetra nolazain'i Jakoba fa tokony hananan'ireo mpamaky?
Nilaza i Jakoba fa tokony handray izany amin'ny fifaliana rehetra rehefa misedra ireo olana.
# Inona no vokatrin'ny fitsapana ny finoantsika?
Ny fitsapana ny finoantsika dia mahatonga faharetana.