# Ho an'iza no nanoratan'i Jakoba ny taratasy? Nanoratra taratasy ho an'ny foko roa ambin'ny folo niparitaka i Jakoba. # Rehefa nosedrain'ny olana, inona no toetra nolazain'i Jakoba fa tokony hananan'ireo mpamaky? Nilaza i Jakoba fa tokony handray izany amin'ny fifaliana rehetra rehefa misedra ireo olana. # Inona no vokatrin'ny fitsapana ny finoantsika? Ny fitsapana ny finoantsika dia mahatonga faharetana.