plt_tq/isa/64/10.md

8 lines
333 B
Markdown

# Niova ho inona ny tanàna masin'i Yaveh?
Niova ho tany efitra ny tanàna masin'i Yaveh ary Jerosalema niova ho lao.
# Inona ireo fanontaniana roa napetraky ny mpanoratra ho an'i Yaveh?
Ireo fanontaniana roa dia: "Ahoana Ianao no mbola mahatsindry fo, ry Yaveh o?" sy "Ahoana Ianao no mbola mangina sy manohy mampamenatra anay?"