# Niova ho inona ny tanàna masin'i Yaveh? Niova ho tany efitra ny tanàna masin'i Yaveh ary Jerosalema niova ho lao. # Inona ireo fanontaniana roa napetraky ny mpanoratra ho an'i Yaveh? Ireo fanontaniana roa dia: "Ahoana Ianao no mbola mahatsindry fo, ry Yaveh o?" sy "Ahoana Ianao no mbola mangina sy manohy mampamenatra anay?"