|
# Inona no nataon'i Yaveh ho azy?
|
|
|
|
Yaveh nampitafy azy tamin'ny ankanjom-pamonjena sy tamin'ny tohitenam-pahamarinana.
|
|
|
|
# Inona no hampitsirian'i Yaveh eo anoloan'ny firenen-drehetra?
|
|
|
|
Izy hahatonga ny fahamarinana sy fiderana hitsiry eo anoloan'ny firenena rehetra.
|