# Inona no nataon'i Yaveh ho azy? Yaveh nampitafy azy tamin'ny ankanjom-pamonjena sy tamin'ny tohitenam-pahamarinana. # Inona no hampitsirian'i Yaveh eo anoloan'ny firenen-drehetra? Izy hahatonga ny fahamarinana sy fiderana hitsiry eo anoloan'ny firenena rehetra.