forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
468 B
Markdown
8 lines
468 B
Markdown
# Inona no fitarainana nataon'ny ankohonan'i Jakoba tamin'i Yaveh mahakasika ny fanetren'izy ireo tena sy fifadian-kaniny?
|
|
|
|
Nitaraina izy ireo fa fony nifady hanina sy nanetr-tena izay ireo dia tsy nahita na nahatsikaritra izay Yaveh.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'i Yaveh tamin'ny ankohonan'i Jakoba tamin'ny andro fifadian-kanin'izy ireo?
|
|
|
|
Nambaran'i Yaveh fa tamin'ny andro fifadian-kanin'izy ireo dia nahita fahafinaretana manokana izy ireo ary nampahory an'ireo mpiasa.
|