# Inona no fitarainana nataon'ny ankohonan'i Jakoba tamin'i Yaveh mahakasika ny fanetren'izy ireo tena sy fifadian-kaniny? Nitaraina izy ireo fa fony nifady hanina sy nanetr-tena izay ireo dia tsy nahita na nahatsikaritra izay Yaveh. # Inona no nolazain'i Yaveh tamin'ny ankohonan'i Jakoba tamin'ny andro fifadian-kanin'izy ireo? Nambaran'i Yaveh fa tamin'ny andro fifadian-kanin'izy ireo dia nahita fahafinaretana manokana izy ireo ary nampahory an'ireo mpiasa.