plt_tq/isa/58/01.md

8 lines
303 B
Markdown

# Inona no nodidian'i Yaveh mba hatrehin'ny ankohonan'i Jakoba?
Nandidy ny ankohonan'i Jakoba mba hiatrika ny fikomiany sy ny fahotany Yaveh.
# Ahoana no nitadiavan'ny ankohonan'i Jakoba an'i Yaveh?
Nitady azy tahaka ny firenena izay nanao ny marina sy tsy nahafoy ny lalàn'ny Anriamaniny izy ireo.