# Inona no nodidian'i Yaveh mba hatrehin'ny ankohonan'i Jakoba? Nandidy ny ankohonan'i Jakoba mba hiatrika ny fikomiany sy ny fahotany Yaveh. # Ahoana no nitadiavan'ny ankohonan'i Jakoba an'i Yaveh? Nitady azy tahaka ny firenena izay nanao ny marina sy tsy nahafoy ny lalàn'ny Anriamaniny izy ireo.