plt_tq/isa/53/05.md

8 lines
312 B
Markdown

# Nahoana ilay mpanompon'i Yaveh no nolefonina sy notorotoroina?
Nolefonina izy nohon'ny ditrantsika ary notorotoroina nohon'ny fahotantsika.
# Inona no nentin'ny famaizana sy ny ratran'ilay mpanompon'i Yaveh amintsika?
Ny famaizana azy no nitondra fiadanana ho antsika ary ny ratrany no nanasitrana antsika.