# Nahoana ilay mpanompon'i Yaveh no nolefonina sy notorotoroina? Nolefonina izy nohon'ny ditrantsika ary notorotoroina nohon'ny fahotantsika. # Inona no nentin'ny famaizana sy ny ratran'ilay mpanompon'i Yaveh amintsika? Ny famaizana azy no nitondra fiadanana ho antsika ary ny ratrany no nanasitrana antsika.