plt_tq/isa/51/17.md

8 lines
288 B
Markdown

# Inona no nosotroin'i Jerosalema tamin'ny tanan'i Yaveh?
Ny kapoaky ny fahatezeran'i Yaveh no nosotroiny; ary ny lovian'ny fivembenana.
# Iza amin'ireo zanak'i Jerosalema rehetra no teraka mba hitari-dalana azy?
Tsy misy amin'ireo zanak'i Jerosalema no teraka mba hitari-dalana azy.