# Inona no nosotroin'i Jerosalema tamin'ny tanan'i Yaveh? Ny kapoaky ny fahatezeran'i Yaveh no nosotroiny; ary ny lovian'ny fivembenana. # Iza amin'ireo zanak'i Jerosalema rehetra no teraka mba hitari-dalana azy? Tsy misy amin'ireo zanak'i Jerosalema no teraka mba hitari-dalana azy.