plt_tq/isa/45/01.md

8 lines
360 B
Markdown

# Ato amin'ity toko ity, iza ilay voahosotry ny Tompo?
Ato amin'ity toko ity, ambaran'i Yaveh fa Kyrosy ilay voahosony.
# Nahoana Yaveh no mihazona ny tanan'i Kyrosy?
Mihazona ny tanan'i Kyrosy i Yaveh mba handresena ireo firenena eo anatrehany, mba hampilavo lefona ireo mpanjaka, ary mba hanokatra lalana eo anoloany, mba hisokatra hatrany ireo vavahady.