# Ato amin'ity toko ity, iza ilay voahosotry ny Tompo? Ato amin'ity toko ity, ambaran'i Yaveh fa Kyrosy ilay voahosony. # Nahoana Yaveh no mihazona ny tanan'i Kyrosy? Mihazona ny tanan'i Kyrosy i Yaveh mba handresena ireo firenena eo anatrehany, mba hampilavo lefona ireo mpanjaka, ary mba hanokatra lalana eo anoloany, mba hisokatra hatrany ireo vavahady.