plt_tq/isa/40/03.md

12 lines
462 B
Markdown

# Inona iantsoantsoan'ny feo iray?
Miantsoantso izany hoe: "Omano ny lalan'i Yaveh any an'efita; manaova lalam-be mahitsy any amin'ny tany foana ho an'ny Andriamanitsika."
# Inona no hahazo ny tany ao Israely?
Hisandratra ny lohasaha rehetra, hahitsy ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra, ireo tany mikitoantoana hahitsy ary ireo toerana miolakolaka hatao lemaka.
# Haseho amin'iza ny voninahitr'i Yaveh?
Ho hitan'ny olona rehetra ny voninahitr'i Yaveh.