# Inona iantsoantsoan'ny feo iray? Miantsoantso izany hoe: "Omano ny lalan'i Yaveh any an'efita; manaova lalam-be mahitsy any amin'ny tany foana ho an'ny Andriamanitsika." # Inona no hahazo ny tany ao Israely? Hisandratra ny lohasaha rehetra, hahitsy ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra, ireo tany mikitoantoana hahitsy ary ireo toerana miolakolaka hatao lemaka. # Haseho amin'iza ny voninahitr'i Yaveh? Ho hitan'ny olona rehetra ny voninahitr'i Yaveh.