plt_tq/isa/37/21.md

8 lines
370 B
Markdown

# Ahoana no navalin'i Yaveh ny vavak'i Hezekia?
Novalian'i Yaveh tamin'ny fandefasana iraka ho any amin'i Ezekia tamin'ny alalan'Isaia izany.
# Tao amin'ny hafatr'i Yaveh ho an'i Hezekia, inona hoy Yaveh no tsy nety nataon'i Sankeriba?
Nambaran'i Yaveh fa i Sankeriba dia nihantsy, niteny ratsy, nanandra-peo ary nanadratra ny masony hanohitra ny Iray Masin'Israely.