# Ahoana no navalin'i Yaveh ny vavak'i Hezekia? Novalian'i Yaveh tamin'ny fandefasana iraka ho any amin'i Ezekia tamin'ny alalan'Isaia izany. # Tao amin'ny hafatr'i Yaveh ho an'i Hezekia, inona hoy Yaveh no tsy nety nataon'i Sankeriba? Nambaran'i Yaveh fa i Sankeriba dia nihantsy, niteny ratsy, nanandra-peo ary nanadratra ny masony hanohitra ny Iray Masin'Israely.