plt_tq/isa/34/05.md

8 lines
295 B
Markdown

# Inona no hataon'i Yaveh rehefa mamo tanteraka any an-danitra ny sabany?
Dia hidina amin'ny fitsarana eo amin'i Edoma ny sabany ary eo amin'ny vahoaka voatendriny.
# Manana inona ao Bozra sy Edoma i Yaveh?
Manana sorona lehibe ao Bozra i Yaveh ary famonoana lehibe ao amin'ny tanin'i Edoma.