# Inona no hataon'i Yaveh rehefa mamo tanteraka any an-danitra ny sabany? Dia hidina amin'ny fitsarana eo amin'i Edoma ny sabany ary eo amin'ny vahoaka voatendriny. # Manana inona ao Bozra sy Edoma i Yaveh? Manana sorona lehibe ao Bozra i Yaveh ary famonoana lehibe ao amin'ny tanin'i Edoma.