plt_tq/isa/32/14.md

8 lines
319 B
Markdown

# Inona no hanjo ny lapa sy ilay tanàna hipoka olona?
Ho afoy ny lapa ary ho foana ilay tanàna hipoka olona.
# Haharitra mandra-pahoviana ny fandravana?
Haharitra izany mandra-pandatsahana ny Fanahy avy any amin'ny avo ka ho tonga saha mahavokatra ny tany efitra ary ny saha mahavokatra dia raisina ho toy ny ala.