# Inona no hanjo ny lapa sy ilay tanàna hipoka olona? Ho afoy ny lapa ary ho foana ilay tanàna hipoka olona. # Haharitra mandra-pahoviana ny fandravana? Haharitra izany mandra-pandatsahana ny Fanahy avy any amin'ny avo ka ho tonga saha mahavokatra ny tany efitra ary ny saha mahavokatra dia raisina ho toy ny ala.