plt_tq/isa/29/17.md

12 lines
400 B
Markdown

# Inona no hanjo an'i Libanona ao anatin'ny fotoana fohy monja?
Havadika ho saha i Libanona ary ho lasa ala ilay saha.
# Inona no hataon'ny jamba sy ny marenina amin'izany andro izany?
Handre ny tenin'ny boky ny marenina ary ny jamba dia hahita avy ao amin'ny aizina lalina.
# Inona no hataon'ireo nampahoriana sy ireo mahantra eo amin'ny olona?
Hifaly amin'i Yaveh Iray Masin'Israely izy ireo.