# Inona no hanjo an'i Libanona ao anatin'ny fotoana fohy monja? Havadika ho saha i Libanona ary ho lasa ala ilay saha. # Inona no hataon'ny jamba sy ny marenina amin'izany andro izany? Handre ny tenin'ny boky ny marenina ary ny jamba dia hahita avy ao amin'ny aizina lalina. # Inona no hataon'ireo nampahoriana sy ireo mahantra eo amin'ny olona? Hifaly amin'i Yaveh Iray Masin'Israely izy ireo.