plt_tq/isa/27/01.md

8 lines
312 B
Markdown

# Inona no hataon'i Yaveh amin'ny sabany amin'izany andro izany?
Hanafay an'i Leviatana bibilava Yaveh, ary hamono ilay bibidia any an-dranomasina.
# Inona no hataon'i Yaveh amin'ny tanim-boaloboky ny divay amin'izany andro izany?
Hiaro izany Izy, hanondraka azy isan'andro ary hiambiana izany amin'ny alina.