# Inona no hataon'i Yaveh amin'ny sabany amin'izany andro izany? Hanafay an'i Leviatana bibilava Yaveh, ary hamono ilay bibidia any an-dranomasina. # Inona no hataon'i Yaveh amin'ny tanim-boaloboky ny divay amin'izany andro izany? Hiaro izany Izy, hanondraka azy isan'andro ary hiambiana izany amin'ny alina.