plt_tq/isa/26/13.md

4 lines
190 B
Markdown

# Inona no nanjo ireo tompo hafa izay nanapaka teo amin'i Joda?
Maty izy ireo ary tsy ho velona; nody mandry izy ka tsy hitsangana. Tonga tamin'ny fitsarana Yaveh ary nandringana azy ireo.